Samoela — Kofa tia letra e tradução
A página contém a letra e a tradução em português da música "Kofa tia" de Samoela.
Letra
Isan’ora isa-minitra aho
Mba mandinika ny fanaon’ny olona
De mahatsapa fa izay miara-droa
De mifanankim-po
Efa hita t@télé sy video
Ny gazety sy ny radio
Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia
Zany vady zany e!
N’aiza n’aiza eto ambonin’ny tany
Fiadanana ny dikan’izany, hasambarana
Tsiky sy tambitamby
Hafaliana sy sangisangy
Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
Fa soamaravo teny ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan’andro aho miaritra an’izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba lerany 'zao
Tsy aleo ve re asina an’zany sao ho antitra eto ihany
Lazainao fa tinao aho
Hoe tia ahy ianao e!
Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho
Fa raha mba mila ny fitiavanao aho
Mba mila ny tsikitsikinao e!
Longolongo ve no setrin’izany, avonavona hatrany
Marina fa tena tia anao aho, tia anao aho e!
Kanefa refa misy an’izany
De mba voatsindrona ihany
Marina fa tena tia anao aho
Tia anao aho e!
Kanefa refa misy an’izany mahatsiaro voadona ihany
Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan’andro aho no miaritra an’izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran’zao
Tsy aleo ve re asina an’zany
Fa sao ho antitra eto ihany
K’izay no nahatonga ahy saika ilako andry
Satria ianao toa tsy mamaly fitia
Raha toa tsy kopy aho angamba de tany
Soa ihany aho fa tafa e…
Tradução da letra
A cada hora, a cada minuto.
Para observar a tradição dos homens
De feel that together twice
De mifanankim heart
Encontrei o canal T@e o vídeo
O jornal e a rádio
Que a vida de ty não é fixe uma vez sem amor
Este amigo zany!
Em nenhum outro lugar na terra
Paz do que isso significa, felicidade
Sorria e tambitamby
Alegria e piada
Mas o atsika dois não é assim
Só as palavras do soamaravo.
Porque o revinao de discutir
E todos os dias a suporto
Para tentar brincar
De que estás chocada
Considera tudo o que precisas de fazer.
Isso poderia lerany para prosseguir
Não seria re asina an'zany ser velho aqui?
Você diz que tinao I
Diz que me amas!
A tenda de choro experiente é tinao sa le za cry
Mas se precisar do teu amor eu
Para precisar do tsikitsikinao e!
Longolongo do EM troca, orgulho sempre
É verdade que o quanto te amo, amo-te e!
Mas quando há
De to hack to death only
É verdade que o quanto te amo
Amo-te e!
Mas quando há essa recolha afetada apenas
Porque o revinao de discutir
E todos os dias a suporto
Para tentar brincar
De que estás chocada
Considera tudo o que precisas de fazer.
Talvez leran'ZAO
Não seria re asina an'zany
Isso pode ser antigo aqui.
K'izay me fez quase onde eu preciso de colunas
Porque não pareces responder ao amor
Se não kopy eu talvez de land
Felizmente sou um e…