Mahaleo — Aomby letra e tradução

A página contém a letra e a tradução em português da música "Aomby" de Mahaleo.

Letra

Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina
mason' ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak’ombinareo a! (3)
Aman-jato sy arivo entinay any amin’ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny
ampela any dia tia manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hividy tapany maintso
Any amin’ny fivarotana disque congo masombika e!
Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan’ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a! (3)
Ka maty tamin’izany RABEKOBAY a! (2)

Tradução da letra

Ele e! toys ankinafina the wilds
Junta-te a nós, nitsaotsaoka.
Cobra no fataka não percebe que sabemos como manafody selar
olhos do público
Temos o zanak'ombinareo a! (3)
Os seus cem mil e nós, nos anos-luz do aglomerado, muito dinheiro.
Quando receberes dinheiro, vamos propor casamento à mão instruída que
spindle in love you can afford
Quando receberes dinheiro, vamos comprar metade verde.
Na venda de duros ataques do congo!
Havia soldados armados.
Armas emitidas pelo Estado
Persigam-nos!
Matou os nossos amigos a! (3)
E morreu no RABEKOBAY a! (2)