Mahaleo — Mimoza letra e tradução
A página contém a letra e a tradução em português da música "Mimoza" de Mahaleo.
Letra
Tiako hafindra aminao
Ny fitiavako mimoza
Kanefa raha tsy tianao
Dia avereno ho ahy
Ny fitiavako mimoza
Misy toerana mafana
Tsy mba mamanala
Ao anatiko ao
Toerana kelikely, afaka hitahiry
Ny fitiavanao mimoza
Manimanitra daholo, izay lalovanao
Misy fofom-boninkazo
Vononkazo mimoza
Andao fa ho entiko ianao
Faly aho raha hitanao
Ilay saha mimoza
Izay toerana falehako
Efa nanamboarako
Trano kely mimoza
Ny andro efa hariva
Tsy mba fantantsika
Ao anaty tranokelinao
Ny afo manazava
Dia hanome hafanana
Hafanana mimoza
Ny haizina mangina
Efa manery antsika
Handao ity tranokely
Tranokely mimoza
Raha sendra lasa izaho
Raha sendra tsy eo izaho
Dia izao no zavatra hataonao ahy
Mandehana any an-tsaha
Ary mangala voninkazo mimoza
Tradução da letra
Tiako hafindra aminao
NY fitiavako mimoza
Kanefa confortavelmente tsy tianao
Dia avereno ho aha
NY fitiavako mimoza
Misy toerana mafana
Tsy mba mamanala
Ao antecipação ao
Toerana kelikely, afaka hitahiry
NY fitiavanao mimoza
Manimanitra daholo, eBay lalovanao
Massa fofom-boninkazo
Começou Vononkazo mima
Andao FA Ho entiko ianao
Faly aho Bliss hitanao
Ilay saha mimoza
EBay toerana falehako
Efi nanamboarako
Trano Kely mimoza
Ny Andro Oda hariva
Tsu mba fantantsika
Ao anaty tranokelinao
Ny afa manazava
Dia hanome não é o mesmo
Ele não se parece com microorganismos.
NY treasure mangina
Eva manery antsika
Handa ade tranokely
Tranokely mimoza
Raha sendra Lasa omaho
Abençoada sendra TSY omaho
Dia ochao no zavatra não vê ahy
Mandehana an-tsaha
Ary Mangala voninkazo mimoza